<-
->

Mts / Mpits 20:10 And we will take ten men of an hundred throughout all the tribes of Israel, and an hundred of a thousand, and a thousand out of ten thousand, to fetch victual for the people, that they may do, when they come to Gibeah of Benjamin, according to all the folly that they have wrought in Israel. Ary haka folo lahy isan-jato amin' ny firenen' Isiraely rehetra isika, dia zato amin' ny arivo, ary arivo amin' ny iray alina, mba haka vatsy ho an' ny olona, ka rehefa tonga any Gibean' ny Benjamina izy, dia araka ilay zavatra fady indrindra efa nataony teo amin' ny Isiraely no hataony aminy. Ny fokon' Israely rehetra dia hangalantsika lehilahy folo isan-jato, zato isan' arivo, arivo isan' alina, handeha haka vatsy ho an' ny vahoaka, ka rahefa tonga izy, dia araka ny zavatra mahafa-baraka indrindra nataony tamin' Israely no hatao amin' i Gabaàn' i Benjamina koa. et nous prendrons dans toutes les tribus d' Israël dix hommes sur cent, cent sur mille et mille sur dix mille, ils chercheront des vivres pour le peuple, pour que dès leur arrivée, celui-ci traite Gibéa de Benjamin selon l' infamie qu' elle a commise en Israël. "