<-
->

Mts / Mpits 20:14 But the children of Benjamin gathered themselves together out of the cities unto Gibeah, to go out to battle against the children of Israel. Ary nivory ny taranak' i Benjamina avy tamin' ny tanànany rehetra hankany Gibea mba handeha hiady amin' ny Zanak' Isiraely. Koa nivoaka ny tanànany ny taranak' i Benjamina ka nivory tao Gabaà mba hiady amin' ny zanak' Israely. Les Benjaminites, quittant leurs villes, s' assemblèrent à Gibéa pour combattre les Israélites.