<-
->

Mts / Mpits 20:17 And the men of Israel, beside Benjamin, were numbered four hundred thousand men that drew sword: all these were men of war. Ary ny lehilahy voalamina tamin' ny Isiraely, afa-tsy ny Benjamina, dia efatra hetsy nahatan-tsabatra; mpanafika avokoa ireo rehetra ireo. Ny isan' ny lehilahy amin' Israely afa-tsy ny Benjamita, dia efatra hetsy, samy mahatan-tsabatra sy mpanafika avokoa. Les gens d' Israël furent également dénombrés, sans compter Benjamin; ils étaient quatre cent mille, sachant tirer l'épée, tous gens de guerre.