<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 20:23 | (And the children of |
Ary niakatra ny Zanak' Isiraely ka nitomany teo anatrehan' i Jehovah mandra-paharivan' ny andro, dia nanontany tamin' i Jehovah hoe: Handroso indray va aho hiady amin' ny taranak' i Benjamina rahalahiko? Ary hoy Jehovah: Miakara hiady aminy.) | Dia niakatra nitomany teo anatrehan' ny Tompo mandra-paharivan' ny andro ny zanak' Israely; sady nanontany an' ny Tompo nanao hoe: Mbola handeha hiady amin' ny taranak' i Benjamina, rahalahiko, ihany indray va aho? Ka hoy ny navalin' ny Tompo: Miakara hamely azy. | Les |