<-
->

Mts / Mpits 20:25 And Benjamin went forth against them out of Gibeah the second day, and destroyed down to the ground of the children of Israel again eighteen thousand men; all these drew the sword. Dia nivoaka avy tany Gibea ny Benjamita hiady aminy indray tamin' ny andro faharoa ka naharingana ny Zanak' Isiraely valo arivo sy iray alin-dahy niampatrampatra tamin' ny tany; nahatan-tsabatra avokoa ireo rehetra ireo. Ka nivoaka avy ao Gabaà hamely azy ny taranak' i Benjamina tamin' io andro faharoa io, ary lehilahy valo arivo sy iray alina, samy mahatan-tsabatra tamin' ny zanak' Israely no nataony maty niampatra tamin' ny tany indray. mais, en cette seconde journée, Benjamin sortit de Gibéa à leur rencontre et il massacra encore dix-huit mille hommes des Israélites; c'étaient tous des guerriers sachant tirer l'épée.