<-
->

Mts / Mpits 20:26 Then all the children of Israel, and all the people, went up, and came unto the house of God, and wept, and sat there before the Lord, and fasted that day until even, and offered burnt offerings and peace offerings before the Lord. Dia niakatra ny Zanak' Isiraely rehetra sy ny olona rehetra ka nankany Betela, dia nitomany sy nipetraka teo anatrehan' i Jehovah ary nifady hanina tamin' izany andro izany mandra-paharivan' ny andro; ary nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan' i Jehovah izy. Niakatra nankany Betela ny zanak' Israely rehetra sy ny vahoaka rehetra; nipetraka nitomany teo anatrehan' ny Tompo, nifady hanina mandra-paharivan' ny andro, nanolotra sorona dorana aman-tsorom-pihavanana teo anatrehan' ny Tompo, Alors tous les Israélites et tout le peuple s' en vinrent à Béthel, ils pleurèrent, ils s' assirent là devant Yahvé, ils jeûnèrent toute la journée jusqu' au soir et ils offrirent des holocaustes et des sacrifices de communion devant Yahvé;