<-
->

Mts / Mpits 20:33 And all the men of Israel rose up out of their place, and put themselves in array at Baaltamar: and the liers in wait of Israel came forth out of their places, even out of the meadows of Gibeah. Ary ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely nitsangana niala tamin' ny fitoerany ka nilahatra tany Bala-tamara; ary ny Isiraely izay nanotrika dia niroatra avy tamin' fitoerany, avy tao an-tsahan' i Gibea. Dia niala tamin' izay nitoerany àry ny lehilahy amin' Israely rehetra, ka nilahatra tany Baala-Tamara; ny olon' Israely nanotrika kosa dia niantoraka avy amin' ny fitoerana nisy azy, tao amin' ny tany lemak' i Gabaà, Alors tous les hommes d' Israël quittèrent leur position et se rangèrent à Baal-Tamar, tandis que l' embuscade d' Israël surgit de sa position, à l' ouest de Géba.