<-
->

Mts / Mpits 20:36 So the children of Benjamin saw that they were smitten: for the men of Israel gave place to the Benjamites, because they trusted unto the liers in wait which they had set beside Gibeah. Ary hitan' ny taranak' i Benjamina fa resy izy; ary ny lehilahy amin' ny Isiraely nanao tari-dositra tamin' ny Benjamita, satria natoky ny otrika izay efa napetrany teo akaikin' i Gibea izy. Koa hitan' ny taranak' i Benjamina fa resy izy; fa ny lehilahy amin' Israely no nihemotra teo anatrehan' i Benjamina dia noho ny fitokiany ny otrika napetrany hamely an' i Gabaà. Les Benjaminites virent qu' ils étaient battus. - Les gens d' Israël cédèrent du terrain à Benjamin parce qu' ils comptaient sur l' embuscade qu' ils avaient placée contre Gibéa.