<-
->

Mts / Mpits 20:38 Now there was an appointed sign between the men of Israel and the liers in wait, that they should make a great flame with smoke rise up out of the city. Ary ny famantarana nifaneken' ny lehilahy amin' ny Isiraely sy ny otrika dia tsangan' afo lehibe hisavoana ao an-tanàna. Ary nisy famantarana nifaneken' ny lehilahy amin' Israely tamin' ireo nanao otrika, dia ny hananganan' ireo setroka nijofo avy ao an-tanàna, Or il y avait cette convention entre les gens d' Israël et ceux de l' embuscade : ceux-ci devaient, en guise de signal, faire monter de la ville une fumée;