<-
->

Mts / Mpits 20:41 And when the men of Israel turned again, the men of Benjamin were amazed: for they saw that evil was come upon them. Ary raha niverina ny lehilahy amin' ny Isiraely, dia talanjona ny Benjamita, satria hitany fa efa nidiran-doza izy. Ny lehilahy amin' Israely nifontina taminy, ary ny lehilahy amin' i Benjamina nivadi-pò tery nahita fa ianjeran' ny loza izy, Les gens d' Israël firent alors volte-face et les Benjaminites furent dans l'épouvante, car ils voyaient que le malheur les avait frappés.