<-
->

Mts / Mpits 20:44 And there fell of Benjamin eighteen thousand men; all these were men of valour. Ary ny Benjamita dia nahafatesany valo arivo sy iray alin-dahy; lehilahy nahery avokoa ireo rehetra ireo. Valo arivo sy iray alin-dahy, samy lehilahy mahery avokoa amin' i Benjamina no maty. De Benjamin, dix-huit mille hommes tombèrent, tous hommes vaillants. -