<-
->

Mts / Mpits 20:45 And they turned and fled toward the wilderness unto the rock of Rimmon: and they gleaned of them in the highways five thousand men; and pursued hard after them unto Gidom, and slew two thousand men of them. Dia nivily sy sisa ka nandositra nankany an-efitra ho any amin' ny harambato any Rimona; ary ny voatsimpona teny an-dalana dia dimy arivo lahy, ary ny voatsimpona teny an-dalana dia dimy arivo lahy, ary mbola nenjehiny mafy ihany hatrany Gidoma izy ka nahafatesany roa arivo lahy. Izay niamboho dia nandositra nankany an' efitra any akaikin' ny haram-baton' i Remona. Dimy arivo lahy no matin' ny zanak' Israely teny an-dàlana, dia nenjehiny mafy hatrany Jedeona ihany izy ireny, ka nahafatesany roa arivo koa. Alors ils tournèrent le dos et s' enfuirent au désert, vers le Rocher de Rimmôn. Sur les chemins, on ramassa cinq mille hommes, puis on serra Benjamin de près jusqu'à Gideom, et on lui tua deux mille hommes.