<-
->

Mts / Mpits 21:17 And they said, There must be an inheritance for them that be escaped of Benjamin, that a tribe be not destroyed out of Israel. Ary hoy izy: Tsy maintsy mahazo lova ny Benjamita izay afa-nandositra, mba tsy hisy firenena iray fongotra amin' ny Isiraely. Dia hoy izy ireo: Ny lovan' ireo afa-nandositra dia oka ho raikitra fa an' i Benjamina ihany, mba tsy ho voafongotra amin' Israely ny foko iray. Ils ajoutaient : " Comment conserver un reste à Benjamin pour qu' une tribu ne soit pas effacée d' Israël ?