<-
->

Mts / Mpits 21:19 Then they said, Behold, there is a feast of the Lord in Shiloh yearly in a place which is on the north side of Bethel, on the east side of the highway that goeth up from Bethel to Shechem, and on the south of Lebonah. Dia hoy izy: Indro, misy andro firavoravoana isan-taona ho an' i Jehovah any Silo, izay avaratr' i Betela, atsinanan' ny lalambe miakatra avy any Betela hankany Sekema, ary atsimon' i Lebona. Dia hoy izy hoe: Indro misy fetin' ny Tompo ankalazaina isan-taona any Silao ilay tanàna ao avarat' i Betela, atsinanan' ny làlana miakatra avy any Betela ho any Sikema ary atsimon' i Libàna, " Mais il y a, dirent-ils, la fête de Yahvé qui se célèbre chaque année à Silo. " La ville se trouve au nord de Béthel, à l' orient de la route qui monte de Béthel à Sichem et au sud de Lebona.