<-
->

Mts / Mpits 21:2 And the people came to the house of God, and abode there till even before God, and lifted up their voices, and wept sore; Dia nankany Betela ny olona ka nitoetra teo anatrehan' Andriamanitra mandra-paharivan' ny andro, dia nanandratra ny feony ka nitomany mafy dia mafy Nankany Betela ny vahoaka, ka nitoetra tao izy eo anatrehan' ny Tompo mandra-paharivan' ny andro. Nanandratra ny feony nitomany mafy dia mafy izy, Le peuple se rendit à Béthel, il resta là assis devant Dieu jusqu' au soir, poussant des gémissements et pleurant à gros sanglots :