<-
->

Mts / Mpits 21:21 And see, and, behold, if the daughters of Shiloh come out to dance in dances, then come ye out of the vineyards, and catch you every man his wife of the daughters of Shiloh, and go to the land of Benjamin. ka jereo, ka raha, indreo, mivoaka handihy ny zazavavy avy any Silo, dia mivoaha avy ao amin' ny tanim-boaloboka ianareo, ary samia misambotra amin' ny zazavavy avy any Silo ho vadiny avy, ka mandehana any amin' ny tanin' ny Benjamina indray. dia jereo, ka nony injay mivoaka hiara-mandihy ny zazavavin' i Silao, dia mivoaha avy ao an-tanim-boaloboka, ka samia hianareo misambotra izay ho vadinareo amin' ny zazavavin' i Silao, dia handeha hankany amin' ny tanin' i Benjamina indray. Vous guetterez et, lorsque les filles de Silo sortiront pour danser en choeurs, vous sortirez des vignes, vous enlèverez pour vous chacun une femme parmi les filles de Silo et vous vous en irez au pays de Benjamin.