<-
->

Mts / Mpits 6:1 And the children of Israel did evil in the sight of the Lord: and the Lord delivered them into the hand of Midian seven years. Ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah ny Zanak' Isiraely, ka dia natolotr' i Jehovah ho eo an-tànan' ny Midiana fito taona izy; Ary nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo ny zanak' Israely, ka natolotry ny Tompo ho eo an-tànan' i Madiana, fito taona. Les Israélites firent ce qui est mal aux yeux de Yahvé; Yahvé les livra pendant sept ans aux mains de Madiân,