<-
->

Mts / Mpits 6:14 And the Lord looked upon him, and said, Go in this thy might, and thou shalt save Israel from the hand of the Midianites: have not I sent thee? Dia nitodika nijery azy Jehovah ka nanao hoe: Mandehana amin' izao herinao izao, ka vonjeo ny Isiraely amin' ny tanan' ny Midiana; tsy efa naniraka anao va Aho? Dia nitodika azy Iaveh ka nanao hoe: Mandehana amin' izao hery anananao izao, ka afaho amin' ny tànan' i Madiana Israely; tsy efa nirahiko va hianao? Alors Yahvé se tourna vers lui et lui dit : " Va avec la force qui t' anime et tu sauveras Israël de la main de Madiân. N' est-ce pas moi qui t' envoie ? " -