<-
->

Mts / Mpits 6:2 And the hand of Midian prevailed against Israel: and because of the Midianites the children of Israel made them the dens which are in the mountains, and caves, and strong holds. ary ny tanan' ny Midiana dia nahery tamin' ny Isiraely, ka ny tahony ny Midiana no nanamboaran' ny Zanak' Isiraely ireo fierena any an-tendrombohitra sy ireo zohy mbamin' ny fiarovana. Nahery tamin' Israely ny tànan' i Madiana. Noho ny amin' i Madiana no nanaovan' ny zanak' Israely ireo zohy any an-tendrombohitra, mbamin' ireo lava-bato sy ny havoana mimanda. et la main de Madiân se fit lourde sur Israël. C' est pour échapper à Madiân que les Israélites utilisèrent les crevasses des montagnes, les cavernes et les refuges.