<-
->

Mts / Mpits 6:36 And Gideon said unto God, If thou wilt save Israel by mine hand, as thou hast said, Ary hoy Gideona tamin' Andriamanitra: Raha ny tanako no hamonjenao ny Isiraely araka izay efa nolazainao, Dia hoy Jedeona tamin' ny Tompo: Raha ny tanako tokoa no tianao hamonjena an' Israely, araka ny voalazanao, Gédéon dit à Dieu : " Si vraiment tu veux délivrer Israël par ma main, comme tu l' as dit,