<-
->

Mts / Mpits 6:37 Behold, I will put a fleece of wool in the floor; and if the dew be on the fleece only, and it be dry upon all the earth beside, then shall I know that thou wilt save Israel by mine hand, as thou hast said. indro, hapetrako eo amin' ny famoloana ity volon' ondry iray manontolo ity, ka raha ny volon' ondry ihany no lenan' ny ando, fa maina ny tany rehetra, dia ho fantatro fa ny tanako no hamonjenao ny Isiraely araka izay efa nolazainao. indro hametraka volon' ondry eo am-pamoloana aho, ka raha ny volon' ondry irery no lenan' ny ando, fa ny tany rehetra kosa ho maina, dia ho fantatro fa ny tanako tokoa no hanafahana an' Israely araka ny voalazanao. voici que j'étends sur l' aire une toison de laine; s' il y a de la rosée seulement sur la toison et que tout le sol reste sec, alors je saurai que tu délivreras Israël par ma main, comme tu l' as dit. "