<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 9:40 | And |
Dia nanenjika azy Abimeleka, ary nandositra teo anoloany izy, ka maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan' ny vavahady aza. | Kanjo nenjehin' i Abimeleka Gaala ka vaky nandositra teo anoloany, ary maro ny olona maty novonoiny, hatrany anoloan' ny vavahady. |