<-
->

2Jn / 2Jo 1:3 Grace be with you, mercy, and peace, from God the Father, and from the Lord Jesus Christ, the Son of the Father, in truth and love. ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana avy amin' Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Zanaky ny Ray, amin' ny fahamarinana sy ny fitiavana. ho aminareo ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana, amin' ny fahamarinana sy ny fitiavana, avy amin' Andriamanitra Ray, sy Jeso-Kristy, Zanaky ny Ray!