<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter of John |
[Baiboly 1865] 2 Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Jean |
||
<-
-> |
|
|||||
2Jn / 2Jo 1:9 | Whosoever transgresseth, and abideth not in the doctrine of |
Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin' ny fampianaran' i Kristy, dia tsy manana an Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin' ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka. | Izay rehetra tafahoatra fa tsy mitoetra amin' ny fampianaran' ny Kristy dia tsy manana an' Andriamanitra; fa izay mitoetra amin' ny fampianarana no manana ny Ray sy ny Zanaka. |