<-
->

Apo / Ap 1:2 Who bare record of the word of God, and of the testimony of Jesus Christ, and of all things that he saw. Izay nanambara ny tenin' Andriamanitra sy ny filazana an' i Jesosy Kristy, dia ny zavatra rehetra izay efa hitany. ka dia io no nanambara ny tenin' Andriamanitra sy ny filazan' i Jeso-Kristy, araka ny zavatra rehetra hitany. lequel a attesté la Parole de Dieu et le témoignage de Jésus Christ : toutes ses visions.