<- -> |
[King James Bible] The Revelation |
[Baiboly 1865] Apokalypsy |
[Baiboly Katolika] Fanambaràna |
[Bible de Jérusalem] L'Apocalypse |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
Apo / Ap 1:4 | Jaona mamangy ny fiangonana fito any Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin' ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy; ary avy amin' ny Fanahy fito izay eo anoloan' ny seza fiandrianany; | Mamangy ny Eglizy fito any Asia aho, Joany: ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana, avy amin' ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy; avy amin' ny Fanahy fito eo anoloan' ny seza fiandrianany; |