<-
->

Apo / Ap 11:8 And their dead bodies shall lie in the street of the great city, which spiritually is called Sodom and Egypt, where also our Lord was crucified. Ary ny fatiny hiampatra eny an-dalambe amin' ny tanàna lehibe, izay atao, araka ny hevi-panahy, hoe Sodoma sy Egypta, sady tao koa no nanomboana ny Tompony tamin' ny hazo fijaliana. ary ny fatiny dia hiampatra eo an-kianjan' ny tanàna lehibe izay atao amin' ny teny an' ohatra hoe: Sodoma sy Ejipta, eo amin' ilay namantsihana ny Tompony tamin' ny hazo fijaliana. Et leurs cadavres, sur la place de la Grande Cité, Sodome ou Égypte comme on l' appelle symboliquement, là où leur Seigneur aussi fut crucifié,