<-
->

Apo / Ap 12:9 And the great dragon was cast out, that old serpent, called the Devil, and Satan, which deceiveth the whole world: he was cast out into the earth, and his angels were cast out with him. Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; dia nazera tamin' ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy. ka nazera ity Dragona lehibe, dia ilay menarana antitra atao hoe demony sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao; ny tenany moa nazera tamin' ny tany, ny anjeliny koa nazera niaraka aminy. On le jeta donc, l'énorme Dragon, l' antique Serpent, le Diable ou le Satan, comme on l' appelle, le séducteur du monde entier, on le jeta sur la terre et ses Anges furent jetés avec lui.