<-
->

Apo / Ap 20:4 And I saw thrones, and they sat upon them, and judgment was given unto them: and I saw the souls of them that were beheaded for the witness of Jesus, and for the word of God, and which had not worshipped the beast, neither his image, neither had received his mark upon their foreheads, or in their hands; and they lived and reigned with Christ a thousand years. Ary nahita seza fiandrianana maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, ary nomena fahefana hitsara izy; ary hitako koa ny fanahin' izay notapahin-doha noho ny filazana an' i Jesosy sy ny tenin' Andriamanitra sy izay rehetra tsy niankohoka teo anoloan' ny bibi-dia na teo anoloan' ny sariny ary tsy nandray ny marika ho eo amin' ny handriny na ho eo amin' ny tànany; ary velona izy ka niara-nanjaka tamin' i Kristy arivo taona. Dia nahita seza fiandrianana maro aho, izay nipetrahan' olona nahazo fahefana hitsara, sy nahita ny fanahin' ireo notapahin-doha noho ny fanambaran' i Jeso sy noho ny tenin' Andriamanitra, mbamin' ny an' ireo tsy nivavaka tamin' ny Biby na tamin' ny sariny, sy tsy nandray ny mariny na tamin' ny handriny, na tamin' ny tànany, fa efa velona ireo ka niara-nanjaka arivo taona tamin' ny Kristy. Puis je vis des trônes sur lesquels ils s' assirent, et on leur remit le jugement ; et aussi les âmes de ceux qui furent décapités pour le témoignage de Jésus et la Parole de Dieu, et tous ceux qui refusèrent d' adorer la Bête et son image, de se faire marquer sur le front ou sur la main ; ils reprirent vie et régnèrent avec le Christ mille années.