<- -> |
[King James Bible] The Revelation |
[Baiboly 1865] Apokalypsy |
[Baiboly Katolika] Fanambaràna |
[Bible de Jérusalem] L'Apocalypse |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
Apo / Ap 21:2 | And I |
Ary nahita aho fa, indro, ny tanàna masina, dia Jerosalema vaovao, nidina avy any an-danitra tamin' Andriamanitra, voaomana tahaka ny ampakarina efa mihaingo hihaona amin' ny vadiny. | Dia indro hitako nidina avy any an-danitra ny tanàna masina avy any amin' Andriamanitra, dia Jerosalema vaovao, voahaingo toy ny vehivavy ampakarina, voaomana hihaona amin' ny vadiny. | Je vis la |