<-
->

Apo / Ap 22:8 And I John saw these things, and heard them. And when I had heard and seen, I fell down to worship before the feet of the angel which shewed me these things. Ary izaho Jaona no nahare sy nahita ireo zavatra ireo. Ary rehefa nahare sy nahita aho, dia niankohoka hivavaka teo anoloan' ny tongotr' ilay anjely naneho ahy ireo zavatra ireo. Izaho Joany no nahita sy nandre ireo zavatra ireo. Nony efa nahita sy nandre izany aho, dia nidaboka teo an-tongotr' ilay anjely naneho izany tamiko, mba hiankohoka taminy; C' est moi, Jean, qui voyais et entendais tout cela ; une fois les paroles et les visions achevées, je tombai aux pieds de l' Ange qui m' avait tout montré, pour l' adorer.