<-
->

Apo / Ap 3:12 Him that overcometh will I make a pillar in the temple of my God, and he shall go no more out: and I will write upon him the name of my God, and the name of the city of my God, which is new Jerusalem, which cometh down out of heaven from my God: and I will write upon him my new name. Izay maharesy no hataoko andry eo amin' ny tempolin' Andriamanitro, ary tsy hiala eo intsony izy; ary hosoratako eo aminy ny anaran' Andriamanitro sy ny anaran' ny tanànan' Andriamanitro, dia Jerosalema vaovao, izay midina avy any an-danitra avy amin' Andriamanitro, ary ilay anarako vaovao. Izay handresy dia hataoko andry eo amin' ny tempolin' Andriamanitra, sady tsy hiala ao intsony; ary hosoratako eo aminy ny anaran' Andriamanitro, sy ny anaran' ny tanànan' Andriamanitro, dia Jerosalema vaovao, izay midina avy any an-danitra, avy amin' Andriamanitro, sy ny anarako vaovao. Le vainqueur, je le ferai colonne dans le temple de mon Dieu : il n' en sortira plus jamais et je graverai sur lui le nom de mon Dieu, et le nom de la Cité de mon Dieu, la nouvelle Jérusalem qui descend du Ciel, de chez mon Dieu, et le nom nouveau que je porte.