<- -> |
[King James Bible] Ruth |
[Baiboly 1865] Rota |
[Baiboly Katolika] Rota |
[Bible de Jérusalem] Livre de Ruth |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Rot Rt 1:1 | Now it came to pass in the days when the judges ruled, that there was a famine in the land. And a certain man of |
Ary tamin' ny andro nitsaran' ny mpitsara dia nisy mosary teo amin' ny tany. Ary nisy lehilahy avy any Betlehema-joda nandeha nivahiny tany amin' ny tany Moaba, dia izy sy ny vadiny mbamin' ny zanany roa lahy; | Tamin' ny andro nanapahan' ny mpitsara dia nisy mosary teo amin' ny tany. Ary nisy lehilahy anankiray, avy ao Betleema any Jodà, nandeha nitoetra tany amin' ny tanin' i Moaba, niaraka tamin' ny vadiny sy ny zanany roa lahy. | Au temps où gouvernaient les |