<-
->

1Sm / 1Sam 10:1 Then Samuel took a vial of oil, and poured it upon his head, and kissed him, and said, Is it not because the Lord hath anointed thee to be captain over his inheritance? Ary Samoela nitondra tavoara feno diloilo ka nanidina ny diloilo teo an-dohan' i Saoly, dia nanoroka azy ka nanao hoe: Tsy nanosotra anao va Jehovah mba ho mpanapaka ny lovany? Nalain' i Samoela ny tavoara nisy diloilo, naidiny tamin' ny lohan' i Saola, dia norohany izy, sady nataony hoe: Moa tsy nohosoran' ny Tompo ho mpanapaka amin' ny lovany va hianao? Samuel prit la fiole d' huile et la répandit sur la tête de Saül, puis il l' embrassa et dit : " N' est-ce pas Yahvé qui t' a oint comme chef de son peuple Israël ? C' est toi qui jugeras le peuple de Yahvé et le délivreras de la main de ses ennemis d' alentour. Et voici pour toi le signe que Yahvé t' a oint comme chef sur son héritage.