<-
->

1Sm / 1Sam 10:10 And when they came thither to the hill, behold, a company of prophets met him; and the Spirit of God came upon him, and he prophesied among them. Ary rehefa tonga tany Gibea, izy indro, ny mpaminany maro irai-dia nifanena taminy; dia nilatsaka tamin' i Saoly ny Fanahin' Andriamanitra, ka naminany teo aminy izy. Nony tonga tany Gabaà izy, indreto ny mpaminany maro, andiany iray, nifanena taminy, dia nilatsaka taminy ny Fanahin' Andriamanitra ka naminany teo afovoan' ireo izy. De là ils arrivèrent à Gibéa et voici qu' une troupe de prophètes venait à sa rencontre; l' esprit de Dieu fondit sur lui et il entra en délire au milieu d' eux.