<-
->

1Sm / 1Sam 10:14 And Saul' s uncle said unto him and to his servant, Whither went ye? And he said, To seek the asses: and when we saw that they were no where, we came to Samuel. Ary hoy ny rahalahin-drain' i Saoly taminy sy tamin' ny mpanompony: Taiza no alehanareo? Ary hoy izy: Nitady ny boriky izahay; ka nony tsy hitanay izy, dia nankany amin' i Samoela izahay. Ary hoy ny rahalahin-drain' i Saola taminy sy tamin' ity mpanompony: Nankaiza hianareo? Dia hoy ny navalin' i Saola: Nitady ny ampondra izahay, fa nony tsy nahita azy hatraiza hatraiza dia nankany amin' i Samoela. L' oncle de Saül lui demanda ainsi qu'à son serviteur : " Où êtes-vous allés ? " - " A la recherche des ânesses, répondit-il. Nous n' avons rien vu et nous sommes allés chez Samuel. "