<-
->

1Sm / 1Sam 10:18 And said unto the children of Israel, Thus saith the Lord God of Israel, I brought up Israel out of Egypt, and delivered you out of the hand of the Egyptians, and out of the hand of all kingdoms, and of them that oppressed you: ka nanao tamin' ny Zanak' Isiraely hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izaho nitondra ny Isiraely niakatra avy tany Egypta ka namonjy anareo tamin' ny tanan' ny Egyptiana sy tamin' ny tanan' ny fanjakana rehetra izay nampahory anareo. dia hoy izy tamin' ny zanak' Israely: Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Izaho no nampiakatra an' Israely avy any Ejipta; izaho no nanafaka anareo tamin' ny tànan' ny Ejipsiana, sy tamin' ny tànan' ireo fanjakana nampahory anareo. et il dit aux Israélites : " Ainsi parle Yahvé, le Dieu d' Israël : Moi, j' ai fait monter Israël d'Égypte et vous ai délivrés de l' emprise de l'Égypte et de tous les royaumes qui vous opprimaient.