<-
->

1Sm / 1Sam 10:3 Then shalt thou go on forward from thence, and thou shalt come to the plain of Tabor, and there shall meet thee three men going up to God to Bethel, one carrying three kids, and another carrying three loaves of bread, and another carrying a bottle of wine: Dia handroso hiala ao ianao ka ho tonga ao amin' ny hazo terebinta any Tabara, dia hifanena amin' ny olona telo lahy miakatra ho any amin' Andriamanitra any Betela, ny anankiray mitondra zanak' osy telo, ny anankiray mitondra mofo telo, ary ny anankiray mitondra divay iray tavoara; Avy eo hianao, dia hanohy ny dianao, ary ho tonga ao amin' ny aokan' i Tabora, ka hotsenain' olona telo lahy miakatra ho any amin' Andriamanitra any Betela: ny iray mitondra zanak' osy telo, ny iray mitondra mofo telo, ny iray mitondra divay iray siny hoditra; Passant outre, tu arriveras au Chêne de Tabor et tu y rencontreras trois hommes montant vers Dieu à Béthel, l' un portant trois chevreaux, l' autre portant trois miches de pain, le dernier portant une outre de vin.