<-
->

1Sm / 1Sam 10:9 And it was so, that when he had turned his back to go from Samuel, God gave him another heart: and all those signs came to pass that day. Ary raha vao nihodina niala tamin' i Samoela izy, dia nomen' Andriamanitra fo vaovao; ary tonga avokoa androtrizay ihany ireo famantarana rehetra ireo. Vao nihodina nisaraka tamin' i Samoela Saola, dia nomen' Andriamanitra fo vaovao; ary tanteraka androtr' izay ihany ireo famantarana rehetra ireo. Dès qu' il eut tourné le dos pour quitter Samuel, Dieu lui changea le coeur et tous ces signes s' accomplirent le jour même.