<-
->

1Sm / 1Sam 13:10 And it came to pass, that as soon as he had made an end of offering the burnt offering, behold, Samuel came; and Saul went out to meet him, that he might salute him. Ary rehefa vita ny nanaterany ny fanatitra dorana, indro, tamy Samoela, ary nivoaka hitsena azy Saoly mba hiarahaba azy. Nony avy nanatitra ny sorona dorana izy, dia indro tonga Samoela, ka nivoaka hitsena azy Saola mba hiarahaba azy. Or il achevait d' offrir l' holocauste lorsque Samuel arriva, et Saül sortit à sa rencontre pour le saluer.