<-
->

1Sm / 1Sam 13:13 And Samuel said to Saul, Thou hast done foolishly: thou hast not kept the commandment of the Lord thy God, which he commanded thee: for now would the Lord have established thy kingdom upon Israel for ever. Ary hoy Samoela tamin' i Saoly: Nanao adala ianao; tsy nitandrina ny didin' i Jehovah Andriamanitrao izay nandidiany anao ianao; fa raha tsy izany, ankehitriny Jehovah dia ho nampitoetra ny fanjakanao amin' ny Isiraely ho mandrakizay. Hoy Samoela tamin' i Saola: Fanaon' ny adala ny anao tamin' izany, fa tsy nitandrina ny didy nomen' ny Tompo Andriamanitrao anao hianao. Fa ho nampaharetan' ny Tompo mandrakizay ny fanjakanao amin' Israely. Samuel dit à Saül : " Tu as agi en insensé! Tu n' as pas observé l' ordre que Yahvé ton Dieu t' a donné. Autrement Yahvé aurait affermi pour toujours ta royauté sur Israël,