<-
->

1Sm / 1Sam 13:15 And Samuel arose, and gat him up from Gilgal unto Gibeah of Benjamin. And Saul numbered the people that were present with him, about six hundred men. Dia niainga Samoela ka niala tany Gilgala hankany Gibean' ny Benjamina. Ary Saoly nandamina ny olona izay teo aminy, dia tokony ho enin-jato lahy reny. Dia niainga Samoela niakatra avy any Galgalà ho any Gabaàn' i Benjamina. Ary Saola nampanao matso ny olona teo aminy; sahabo ho enin-jato lahy ny isany. Samuel se leva et partit de Gilgal pour suivre son chemin. Ce qui restait du peuple monta derrière Saül à la rencontre des hommes de guerre et vint de Gilgal à Géba de Benjamin. Saül passa en revue la troupe qui se trouvait avec lui : il y avait environ six cents hommes.