<-
->

1Sm / 1Sam 13:16 And Saul, and Jonathan his son, and the people that were present with them, abode in Gibeah of Benjamin: but the Philistines encamped in Michmash. Ary raha mbola nitoetra tany Gibean' ny Benjamina Saoly sy Jonatana zanany sy ny vahoaka teo amin' izy roa lahy, ary ny Filistina kosa nitoby, tany Mikmasy. Saola sy Jonatasy zanany mbamin' ny vahoaka nomba azy, nitoby tao Gabaàn' i Benjamina, ary ny Filistina kosa nitoby tao Makmasy. Saül et son fils Jonathan et la troupe qui était avec eux résidaient à Géba de Benjamin et les Philistins campaient à Mikmas.