<-
->

1Sm / 1Sam 13:19 Now there was no smith found throughout all the land of Israel: for the Philistines said, Lest the Hebrews make them swords or spears: Ary teny amin' ny tanin' ny Isiraely rehetra tsy nisy mpanefy; fa hoy ny Fifistina: Andrao manefy sabatra na lefona ny Hebreo. Tsy nisy mpanefy teo amin' ny tanin' Israely rehetra, fa nataon' ny Filistina hoe: Aoka ny Hebrio tsy hahazo manefy sabatra na lefona intsony. Il n' y avait pas de forgeron dans tout le pays d' Israël, car les Philistins s'étaient dit : " Il faut éviter que les Hébreux ne fabriquent des épées ou des lances. "