<-
->

1Sm / 1Sam 13:22 So it came to pass in the day of battle, that there was neither sword nor spear found in the hand of any of the people that were with Saul and Jonathan: but with Saul and with Jonathan his son was there found. Ary tamin' ny andro niadiana dia tsy nisy sabatra na lefona hita teny an-tànan' ny vahoaka rehetra izay eo amin' i Saoly sy Jonatana; fa tamin' i Saoly sy Jonatana zanany ihany no nisy. Koa noho izany dia indro fa tamin' ny andro hiadina dia tsy nisy lefona na sabatra teo an-tànan' ny vahoaka rehetra nomba an' i Saola sy Jonatasy, fa teo an-tànan' i Saola sy Jonatasy zanany ihany no nisy. Aussi arriva-t-il qu' au jour de la bataille, dans l' armée qui était avec Saül et Jonathan, personne n' avait en main ni épée ni lance. Il y en avait cependant pour Saül et pour son fils Jonathan.