<-
->

1Sm / 1Sam 13:4 And all Israel heard say that Saul had smitten a garrison of the Philistines, and that Israel also was had in abomination with the Philistines. And the people were called together after Saul to Gilgal. Dia ren' ny Isiraely rehetra fa efa namely ny miaramilan' ny Filistina Saoly, ka dia halan' ny Filistina ny Isiraely. Dia nivory ny olona hanaraka an' i Saoly ho any Gilgala. Dia ren' Israely rehetra ny vaovao: Namely ny miaramilan' ny Filistina Saola, ary tonga mahadikidiky ny Filistina aza Israely. Ary nantsoina ho any amin' i Saola any Galgalà ny vahoaka. et tout Israël reçut la nouvelle : " Saül a tué le préfet des Philistins, Israël s' est même rendu odieux aux Philistins! " et le peuple se groupa derrière Saül à Gilgal.