<-
->

1Sm / 1Sam 13:7 And some of the Hebrews went over Jordan to the land of Gad and Gilead. As for Saul, he was yet in Gilgal, and all the people followed him trembling. Ary ny Hebreo sasany dia lasa nita an' i Jordana nankany amin' ny tany Gada sy Gileada. Fa Saoly mbola tany Gilgala ihany, ary ny vahoaka rehetra nanaraka azy, nefa toran-kovitra be ihany. Nisy Hebrio sasany koa nita an' i Jordany ho any amin' ny tany Gada sy Galaada. Saola izany dia mbola tany Galgalà ary tera-kovitra avokoa ny vahoaka nanaraka azy. Ils passèrent aussi par les gués du Jourdain, au pays de Gad et de Galaad. Saül était encore à Gilgal et le peuple tremblait derrière lui.