<-
->

1Sm / 1Sam 14:1 Now it came to pass upon a day, that Jonathan the son of Saul said unto the young man that bare his armour, Come, and let us go over to the Philistines' garrison, that is on the other side. But he told not his father. Ary tamin' ny indray andro dia hoy Jonatana, zanak' i Saoly, tamin' ny zatovo, mpitondra ny fiadiany: Andeha isika hankany amin' ny miaramilan' ny Filistina izay erý an-dafy erý. Nefa tsy nilaza tamin-drainy izy. Indray andro izay, hoy Jonatasy tamin' ny zatovo nitondra ny fiadiany: Andeha isika hiampita eny amin' ny antoko miaramilan' ny Filistina ery an-dafy. Tsy nolazainy tamin-drainy anefa izany. Un jour le fils de Saül, Jonathan, dit à son écuyer : " Viens, traversons jusqu' au poste des Philistins qui sont de l' autre côté ", mais il n' avertit pas son père.