<-
->

1Sm / 1Sam 14:11 And both of them discovered themselves unto the garrison of the Philistines: and the Philistines said, Behold, the Hebrews come forth out of the holes where they had hid themselves. Dia niseho tamin' ny miaramilan' ny Filistina izy roa lahy, ary hoy ny Filistina: Indreo, misy Hebreo mifongatra avy any an-davaka niereny. Dia niseho tamin' ny antoko-miaramilan' ny Filistina izy roa lahy, ka hoy ny Filistina: Indreto ny Hebrio mivoaka avy any an-davaka niereny. Lorsqu' ils se découvrirent tous les deux au poste des Philistins, ceux-ci dirent : " Voilà des Hébreux qui sortent des trous où ils se cachaient ",