<-
->

1Sm / 1Sam 14:16 And the watchmen of Saul in Gibeah of Benjamin looked; and, behold, the multitude melted away, and they went on beating down one another. Ary ny mpitilin' i Saoly ao Gibean' ny Benjamina dia nitazana, ka, indro, niely ny vahoaka sady nifanaritaka be ihany. Tazan' ny mpitilin' i Saola izay tao Gabaàn' i Benjamina, ny ielezany sy ifanaritahan' ny vahoaka be tamin' ny Filistina. Les guetteurs de Saül, qui étaient à Géba de Benjamin, virent que le camp s' agitait en tous sens,